![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Asabotsy 12 Aprily 2008 manomboka amin'ny 6:30 PM - 9:00PM
Toerana:
St Bartholomew's Episcopal Church
4711 Edmonson Avenue
Baltimore, MD 21229
![]()
Vaovao : Alahady 20 Aprily 2008 amin'ny 5:00PM
Filazana Manjo sy
Famangiana an'i Soamiely Andriamananjara

Nohon' ny fihavanana dia mampandre antsika fa Soamiely Andriamananjara
dia namoy ny raibeny tany Madagasikara.
Hisy famangiana azy mianakavy hataontsika Malagasy mpiray tanindrazana
ny Alahady 20 Aprily 2008 amin’ny 5 ora
hariva
Toerana:
4336
Albemarle St.
NW Washington, DC 20016.
Aoka isika hifampilaza.
Misaotra tompoko.
![]()
Vaovao : Asabotsy 26 Aprily 2008 amin'ny 3:00PM
Filazana Manjo sy
Famangiana an'i Ralaingita Isidore ( Rapinda )

Ilazana isika
fa i Ralaingita Isidore (Rapinda) dia namoy ny rahalahiny.
Hisy famangiana azy mianakavy hataontsika Malagasy mpiray tanindrazana
ny Asabotsy 26 Aprily 2008 amin’ny 3:00PM ao amin’ny:
5621 Ruatan Street,
Berwyn Heights, MD 20740
5 minitra avy eo amin'ny Metro Greenbelt raha
metro.
Aoka isika hifampilaza.
Misaotra tompoko.
![]()