Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina

Vaovao : Alahady 10 Aogositra 2008 manomboka amin'ny 10:00 maraina

MALAGASY POT LUCK PICNIC

Toerana: CEDAR LANE PARK (EAST PAVILION)
AT 10745 ROUTE 108,
COLUMBIA, MD 21044

Ry Malagasy sy ny SakaizanʼI Madagasikara,
 
 Koa satria tomombana soa aman-tsara iny dia tany Canada nanatanteraha ny RSM2008; Ary niatrehan
'ireo zana-tsika, rahalahy sy anabavy mpikatroka amin'ny taranja fanatanjahatena samihafa toy ny Kitra, Volley-Ball, sy Basket-Ball,nohon'ny fanohananareo ara-po, ara-tsaina, ara-panahy ary ara-solialy.
 
Ho fenehoam-pankasitrahana dia manasa antsika rehetra tsy ankanavaka ny
Komity Vonjimaika RSM 2008 mba ho tonga hiala-voly amin'ny Picnic izay hatao ao:
CEDAR LANE PARK (EAST PAVILION) AT 10745 ROUTE 108, COLUMBIA, MD 21044, ny
torolalana dia ato http://www.co.ho.md.us/RAP/rap_hocoparkscedarlane.htm
 
Koa dia manantena ny fahatongavan
'
ny rehetra.
 
Ento ny fitaovana mety ilaina amin'izay manavanana amin'ny taranja
fanatanjaha-tena.
 
 
Ny Komity
 
------------------------------------

MADAGASCAR & FRIENDS
 
WHAT: MALAGASY POT LUCK PICNIC
ORGANIZED BY: DC RSM 2008
WHERE: CEDAR LANE PARK (EAST PAVILION) AT 10745 ROUTE 108, COLUMBIA,
MD 21044

SITE LINK AND DIRECTION:
 http://www.co.ho.md.us/RAP/rap_hocoparkscedarlane.htm

SUNDAY AUGUST 10 FROM 10:00AM UNTIL DUSK
BRING: FAMILY AND FRIENDS, SOMETHING TO BBQ, DISH AND DRINK TO SHARE.
SPORT GEARS (SOCCER, BB, VB, TENNIS, RACQUETBALL/HANDBALL COURTS, HORSESHOE
PITS, WALKING/JOGGING PATH ETC.), plastic ware and dishes.
Hope to see you all there.
 
Thank you,
 
The Committee

 

 Click to zoom in on my visitor map!
 

 

Free Myspace Maps from ModMyProfile.com