![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Asabotsy 01 Desambra 2007 manomboka amin'ny 10:00 AM - 4:00 PM
Calie Rerodo
![]()
Vaovao : Asabotsy 8 Desambra 2007 amin'ny 5:00PM
Famangiana Manjo an'i Randriamihamina Liva Nantenaina

Ry
Havana, Tapaka sy Namana:
Hilazana isika rehetra fa
i Randriamihamina Liva Nantenaina
dia
namoy ny rainy
tany Madagasikara
Hisy famangiana azy hataon-tsika
Malagasy mpiray tanindrazana amin’ny
Asabotsy 8 Desambra 2007 amin’ny 5 ora hariva ao amin’ny:
1867 Tiger Lily Circle, Woodbridge, VA 22192
Dia aoka mba samy hifampilaza ary hialana tsiny dieny
mialoha ireo izay tsy tratra antso noho ny
hafenoan-drano be.
Misaotra Tompoko.

![]()
Fisaorana
Liva Randriamihamina
dia
maneho etoana ny
fankasitrahana feno ho antsika Malagasy mpiray tanindrazana izay
tonga nankahery sy nampionona tamin’ny nahafatesan’ny dadany.
Andriamanitra ny fiadanana anie homba antsika mianakavy lalandava.
![]()
Vaovao : Asabotsy 15 Desambra 2007 manomboka amin'ny 3:00 PM - 5:00 PM
![]()
Krismasy
2007 
Krismasin’ny ankizy 2007
Miarahaba ny rehetra,
Ny famerenana ho an’ny Ankizy dia amin’ny Asabotsy 15 desambra 2007 amin’ny 3 – 5 ora hariva ao amin’ny
2207 Greywing Street, Woodbridge, VA 22191
Dia amin’ny Asabotsy indray izany mifankahita,
Sitraka
(703) 398 -4141
Direction
From I-95 South, take exit 156 towards Rippon Landing (Rte 784 East)
Stay left on Ramp
Left at the first light at Neabsco Mills Rd
Right on Sheffield Way
Left on Lancashire Dr
Right on Potomac Club Pkwy
Left on Potomac Branch Dr
Right on Ivy Stone Pl
Left on Crossfield Way
Right on Greywing St
End at 2207
![]()
![]()
![]()
Vaovao : Zoma 21 Desambra 2007 manomboka amin'ny 7:00 PM
Fianaran-kira Chorale Noely 2007
Krismasy
2007 
Chorale Noely 2007

atao ny Zoma 21 Desambra 2007 manomboka amin'ny 7 hariva izay atao ao amin'ny
Wesley Theological Seminary
Washington, DC 20016
![]()
![]()
![]()
Vaovao : Asabotsy 22 Desambra 2007 amin'ny 7:30 ora hariva
Fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana ho an'ny Malagasy eto Washington DC sy ny manodidina mba hiarahana hankalaza ny naterahan’ilay Mesia.

Krismasy
2007 
|
|
Tonga indray ity ny Noely fankalaza ny nahaterahan’ny Mpamonjy koa dia faly manasa antsika rehetra eto amin’ny Washington D.C. sy ny manodidina sy ny vahiny mandalo ny Komity mpikarakara ny fiaraha-mivavaka mba hiaraka hankalaza ny Krismasy ny Sabotsy 22 desambra 2007 amin’ny 7 ora sy sasany hariva ao amin’ny:
Wesley Theological Seminary
Washington, DC 20016 |
|
![]() |
Aorian’ny fotoam-pivavahana dia hisy fiaraha-misakafo koa iangaviana isika mba hivimbina sakafo hiarahan’ny mpianakavy mifaly (Lisitra etsy ambany). Ny fitaovana, ny zava-pisotro, ary ny mofomamy dia ho raisin’ny fiangonana anjara.
Koa manantena ny fahatongavan’ny rehetra. Hilazao ny tapaka sy namana.
Ny Tompo anie homba antsika hatrany.
Ny Komity mpikarakara
|
|
![]() |
LISITRA SAKAFO:
Aorian’ny fotoam-pivavahana dia hisy fiarahana misakafo hariva koa entanina isika rehetra mba handray anjara amin’izany. Mba handaminana ny fandraisana anjara dia afaka misafidy amin’ireto manaraka ireto ny fianakaviana tsirairay araka izay sahaza:
1. Voritsiloza sy vary 2. Trondro sy vary 3. Ravitoto sy henankisoa ary vary 4. Macedoine 5. Lasary karoty sy salady
Koa entanina isika mba hitondra izay sahaza.
Misaotra indrindra,
Ny Komity
|
![]() |
![]() |
FANDRAISANA ANJARA: Ny fiaraha-mivavaka moa dia fotoana iarahan’ny Malagasy midera an’Andriamnitra ary koa maneo firaisankina sy fiaraha-mifaly. Mba hahatontosa tsara ny fiarah-mivavaka amin’ny Krismasy sy hanamafisana ny firaisantsika hina dia maro ny fomba hahazoana mandray anjara mba hahatanterahana izany. Ireto manaraka ireto no azonao handraisana anjara: · Antokom-pihira: fiangonanadc@yahoo.com · Krismasin’ny ankizy: ny famerenana dia isaky ny alahady 2, 9, 16 desambra 2007 amin’ny 2-4 ora tolakandro atao ao amin’ny: 2700 Greywing Street Woodbridge, VA 22191 Iangaviana izay te-handray anjara mba hanoratra na hiantso mialoha amin’ny 703 398 4141 na ramarijaona@hotmail.com
· Famakiana teny: fiangonanadc@yahoo.com
· Fikarakarana amin’ny 24 desambra toy ny fanaingona ny fiangonana sy trano hisakafoanana, famanana sy fandrosoana sakafo, ary fikarakarana madinidinika samihafa. Iangaviana izay te-handray anjara mba hanoratra na hiantso mialoha amin’ny 703 398 4141 na ramarijaona@hotmail.com
|
![]() |
Raha te-hahazo fampilazana sy fanasana momba ny fiaraha-mivavaka ianao, na manana fanamarihana sy fanontaniana dia
manorata amin’ny ramarijaona@hotmail.com na miantsoa ny 703 398 4141.
![]()
![]()







































![]()
Vaovao : Alatsinainy 31 Desambra 2007 manomboka amin'ny 8:30 PM
Soirée de réveillon à Montréal
Efa azo vidiana ny billet ny réveillon 31
décembre 2007 any Montréal.
Ny vola azo amin'io dia entina hikarakarana ny
Rencontre Sportive Malagasy (RSM) amin'ny 2008.
Ny adidy ho vita ary ny fahafinaretana ho azo, antsika rehetra ny RSM !
Les billets de la soirée de réveillon du 31 décembre 2007 à Montréal
sont déjà disponibles. Cette soirée servira de levée de fonds pour
financer la Rencontre Sportive Malagasy (RSM) de 2008.
La RSM nous concerne tous !
|
|
Information et vente de billets au telephone
|
|
|
Philémon
|
(514) 747 6349
|
Montreal
|
|
Naly
|
(514) 938 4916
|
Montreal
|
|
Richard
|
(514) 483 5072
|
Montreal
|
|
Heritiana
|
(819) 772 9510
|
Ottawa
|
|
Nirina
|
(418) 653 5028
|
Québec
|
Envoyer un e-mail au comité organisateur RSM Canada pour acheter les billets
![]()