|
|
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Asabotsy 24 Febroary 2007 manomboka amin'ny 3:30 PM

Fianaran-kira Chorale Paska 2007
Miarahaba antsika rehetra,
Tonga indray ity ny fotoana hiarahantsika Malagasy mpiray tanindrazana
mivavaka dia ny Paska.
Ho fandraisantsika antokom-pihira (chorale) anjara amin' ny fiaraha-
mivavaka Malagasy ny Paska 2007 dia miantso antsika izay vonona handray
anjara amin' ny antokom-pihira Paska mba ho
tonga hanatrika ny fianaran-kira ny :
Asabotsy 24 Febroary 2007 manomboka amin' ny 3ora sy sasany hariva.
Ny toerana hanaovana izany dia atao any amin' i Violette
1630 R Street NW Apt 104
Washington DC 2009
Raha misy hira tianareo mba ho atao dia aza misalasala mitondra izay
heverinao fa afaka hataontsika.
Raha mila fanazavana fanampiny dia azonao atao ny miantso:
Bakoly
(703)622-6652
Violette (202)332-3066
Dia mba ilazao izay mazoto mba ho avy fa tsy ananay ny e-mail ny rehetra.
Dia maniry ny fahatongavantsika maro ary misaotra antsika namaly ny antso.
Bakoly sy Violette
![]()