Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina

Vaovao : Alahady 28 Febroary 2010 amin'ny 4:00PM

"  FAMANGIANA "

Ry Malagasy Tapaka sy Namana eto Washington, DC sy ny manodidina,


Tompoko,


Amin'alahelo lehibe no hampandrenesanay anareo fa nantsoin'ny Ray hody any aminy ny Reny malalan'i:

Madame, Jacqueline M. Deen, née Rajao

Hoy zanaka aman-jafy ary ny fianakaviana manontolo.

Ny Fianakaviana dia hivory ao amin'ny:
 

3073 Mozart Drive
Silver Spring MD 20904


Tél. 301 847 0183 301 847 0183 301 847 0183 301 847 0183

Ny 28 Fevrier 2010 amin'ny 4:00pm tolakandro.

Ka amin'izay no hanantanterahantsika ny fiaraha-miory amin'ny fianakaviana araka ny fem-pihavanana malagasy.
"Ho an 'Andriamanitra irery anie ny voninahitra."

Ity no solon'ny fampandrenesana ka dia aoka isika mba hifampilaza azafady.