|
|
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()

Faly miarahaba anao tratry ny Taona Vaovao 2007
Hitondra soa, fahombiazana, fahasalamana,
ary fahasoavana ho antsika rehetra anie ity taona vaovao ity!
"Andriamanitra anie homba sy hitantana ny diantsika tsirairay avy
amin'ity taona vaovao 2007 ity"



Wishing you a New Year filled with new hope, new joy, and new beginnings



Wishing you good health
Good friend, good times
Good cheer, and happiness
Throughout the year
May God bless you abundantly in the New year 2007!!
![]()
Vaovao : Alahady 21 Janoary 2007 amin'ny 3:30PM
Famangiana Manjo an'i
Andriantseheno
Herizo Tantely (Herizo)

« Ilaozy
ny zanakao ho kamboty, fa Izaho no hamelona azy, ary aoka Izaho no hitokian’ny
vadinao mpitondra tena »
(Jeremia : 49. 11)
Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny
fitsanganan’ny tena amin’ny maty
no hampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny hava-malalanay
ANDRIANTSEHENO
Olivier Patrick
tamin' ny Alatsinainy 15
Janoary 2007
rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany.
Hoy:
Ny vadiny :
RAVOLOLONDRATAVY Léa
Ny zanany : ANDRIANTSEHENO Herizo Tantely
ANDRIANTSEHENO Andry Heritiana
Ny mpiray tampo sy ny fianakaviana rehetra
Ny RSM Washington D.C.
Ny Fandevenana dia tontosa soa aman-tsara ny Alarobia 17 Janoary 2007
Hisy ny famangiana
manjo izay hiarahan'ny Communauté Malagasy eto Washington D.C.
ny Alahady
21 Janoary 2007 amin' ny
3:30PM
Toerana:
620, 15th Street South, Apt A
Arlington, Virginia 22202
(301) 523 3421
Parking: around
15th Street or COSTCO
Aoka isika hifampilaza.
Misaotra tompoko.

![]()