![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
|
|
|
|
|
|
“Fa izaho
mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah,
dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza,
mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany.”
Jeremiah 29:11
Fifaliana lehibe ho anay ao amin'ny Masombahiny.com ny miarahaba anao
sy ny ankohonanao tratry ny Taona Vaovao 2008.
“Ho taom-pahasambarana, feno ny fahasoavan’ny Tompo
ho antsika mianakavy anie ity taona vaovao diavintsika ity.”
Ary koa:
“Ho taona vaovao iray,
Mba hanavaozanao indray,
ilay fo sy fanahy.
Satria, izany indrindra no tena ankasitrahan’Ilay Ray.”
Mirary soa sy fahombiazana ary fahasalamana ho antsika mianakavy lalandava.
“Andriamanitra homba sy hitantana ny diantsika tsirairay avy
amin’ity taona vaovao 2008 ity”

|
|
|
|
" Car je connais les projets que j'ai formés sur vous, dit l'Éternel,
projets de paix et non de malheur, afin de vous donner un avenir et de
l'espérance."
Jérémie 29:11
L'équipe de
Masombahiny.com vous souhaite une Bonne et Heureuse Année 2008
On profite pour vous présenter et souhaiter nos meilleurs voeux de santé,
reussite, bonheurs, prospérité et beaucoup d'amour tout au long de cette
Nouvelle Année 2008


|
|
|
|
" For I know the plans I have for you,"
says the LORD.
They are plans for good and not for disaster, to give you a future and a hope."
Jeremiah 29:11
Wishing you a New Year filled with new hope, new joy, and new beginnings



Wishing you good health
Good friend, good times
Good cheer, and happiness
Throughout the year

May
God bless you abundantly in the New year 2008!!



![]()