Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina

Vaovao : Asabotsy 11 Jolay 2009 sy ny Alahady 12 Jolay 2009

Toerana:     Tab Ramos Sports Center
                       17 Blair Road
                 Aberdeen, NJ 07747
                 http://www.tabramossportscenter.com

Miarahaba ny rehetra,

 

Amin-kafaliana no ilazana amintsika fa ny Lalao RSM 2009 dia ho atao ny:

 

Asabotsy 11 Jolay sy ny Alahady 12 Jolay 2009,

    any Aberdeen, New Jersey,

   
Ny anaran’ny toerana hilalaovana dia:


    Tab Ramos Sports Center
    17 Blair Road
    Aberdeen, NJ 07747

   
http://www.tabramossportscenter.com/

Miangavy antsika rehetra hamangy matetika ny "site"
www.rsmalagasy.com fa ho hita ao miandalana ny vaovao farany rehetra momba ny fifandaminana samihafa, ny toerana ilalaovana, ny fisoratana anarana amin'ny taranja samihafa sy ny hetsika rehetra izay atao, ny toerana ipetrahana, ny olona afaka antsoina, ny fitsipika isa-taranja, sns...

Raha misy manana fanontaniana dia aza misalasala manoratra amin'ity adiresy ity: rsmtristate@yahoo.com
.

Miala tsiny indrindra ny amin'ny fahataran'izao fampilazana izao sy ny fanovana ny daty mety tsy araka izay efa nantenain'ny maro.

 

Miangavy antsika rehetra hampita ity hafatra ity any amin'izay rehetra mety tsy tratra antso.

 

Misaotra indrinda.

Ny komity RSM Tristate 2009

 

 

 

Hello All,

 

We are pleased to let you know that the RSM 2009 will take place on:

 

Saturday, July 11th, and Sunday July 12th

 

 

at:

 

Tab Ramos Sports Center
    17 Blair Road
    Aberdeen, NJ 07747
   
http://www.tabramossportscenter.com/

 

 

For all details regarding this event, please visit regularly our site: www.rsmalagasy.com. You will find there all the latest updates regarding the schedule, activities, driving direction, sport or event registration, accommodations, contacts, rules for each discipline, etc.

 

If you have any questions, do no hesitate to contact us at this address: rsmtristate@yahoo.com.

 

We are really sorry for this late notice and for changing the event date from any earlier announcement.

 

Would you please forward this announcement to any body we may have missed?

 

Thank you.

 

RSM Tristate Committee