Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina

" FILAZANA MANJO "

 

Vaovao : Asabotsy 6, 13, 20 Jiona 2009 manomboka amin'ny 2:30 PM - 5:00 PM

Fianaran-kira Chorale Fetim-pirenena 2009

 

Manao ahoana daholo isika rehetra,

Noho fahatongavan'ny fitsingerenan'ny fetim-pirenenena Malagasy ny 26 Jiona dia manomboka amin'ny Asabotsy 6-13-20 Jiona  2009 izao ny  famerenenan-kira ho an'ny Chorale izay ho atao amin'ny fiaraha-mivavaka Malagasy toy ny fanao mahazatra.
Koa manasa antsika rehetra mpanao chorale tsy ankanavaka sy izay mazoto hanafana ny chorale mba ho avy hamonjy ny famerenan-kira,
Izany dia atao ao amin' ny tranon'i:

Andriamatoa Roger RALAY mivady
    5314, Bangor Drive
      MD-20895


Ny fotoana dia manomboka amin' ny 2 ora sy sasany, (2.30 pm) hariva ka hatramin'ny 5.00 ora hariva (5.00pm)


Raha mila fanazavana amin'ny fandehanana any amin'i Mr Roger Ralay  dia aza misalasala miantso ny telephone 301-613-0099 // 301-655-4036.
Tsy hanananay daholo ny e-mail ny rehetra fa dia mba ampitampitao ny hafatra azafady.

Dia misaotra antsika mialoha.

Ny mpikarakara.

" FILAZANA MANJO "

Amin' ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no  hampandrenesanay ny fahalasanan'i

Itompokovavy Voahangy Rakotonirina

Ny Alakamisy 18 Jiona 2009  tao Antananarivo Madagascar.
     

Hoy:
      Ny vadiny :  Jose Rakotonirina
      Ny zanany : Nathalie Rakotonirina
                            Gauthier Rakotonirina

Itompokovavy, Voahangy Rakotonirina dia anisan'ny renim-piakaviaviana nifandray sy niara niasa tamim-pitiavana tamin'ireo mpiara monina Malagasy  teto Washington DC.
Izy koa dia anisan'ireo nafana fo  nandray anjara   teo amin'ny fiangonana sy ny Chorale Malagasy teto Washington DC .

Ny fandevenana ny razana dia atao ao Antananarivo Madagascar,
 ny Alatsinainy 22 Jiona 2009 izao .

"Ho tahiana anie ny fahatsiarovana azy "

Ity no solon'ny fampandrenesana ho an'ny tapaka sy namana rehetra aty Amerika Avaratra .

Tsy hananay ny e-mail ny rehetra ka azafady mba hilazao  ireo  tsy tratra antso nohon'ny hafenoan-drano be loatra.

Vaovao : Asabotsy 27 Jiona 2009 manomboka amin'ny 1:00 PM

Fianaran-kira Chorale Fetim-pirenena 2009

 

Manao ahoana daholo ,

Ny famerenan-kira farany ho antsika Chorale dia atao ny
Asabotsy 27 Jiona 2009 manomboka amin'ny 1:00 PM
izay atao any amin'ny:

" WESLEY THEOLOGICAL SEMINARY "
 4500 Massachussets Ave NW
 Washington, DC 20016
 
 

Dia manantena ny fahatongavantsika maro

 

Vaovao : Alahady 28 Jiona 2009 manomboka amin'ny 2:30 PM

 

 

Fotoam-pivavahana

      28 jiona 2009

 

 

   

“Arovy ry Tsitoha ny Tanindrazanay”

 

 

 

 

Faly manasa antsika Malagasy sy namana rehetra eto Washington D.C. sy ny manodidina mba hanatrika ny fotoam-pivavahana fankalazana ny fetim-pirenena sy fan­gataham-pitahina ho an’ny Tanindrazantsika izay ho tari­hin’i Pasitera Samoela Andriani ny

Alahady 28 jiona 2009

amin’ny 2 ora sy sasany

ao amin’ny

4500 Massachusetts Ave

Washington D.C., 20008

 

Aorian’ny fotoam-pivavahana dia hisy firaha-miala heta­heta koa manainga antsika rehetra mba hitondra sakafo toy ny voalaza etsy ambany. Ny ranom-boakazo sy ny kojakoja dia hiantohan’ny fiangonana toy ny mazatra.

Manantena ny fahatongavan’ny maro ary miangavy ant­sika izay mahazo ity hafatra ity mba hampita izany amin’ny tapaka sy namana rehetra.

 

Ny Komity

 

 

 

 

 

Fandraisana anjara

 

 

Maro ny fomba azonao handraisana anjara toy ny:

· Antokom-pihira

· Famakiana teny

· Famakiana vavaka

· Fanampiana amin’ny fikarakarana madinika mandritra ny fotoana

Raha te-handray anjara amin’ireo voalaza eo am­bony ireo ianao dia afaka manoratra amin’ny

ramarijaona@hotmail.com

 

 

 

 

Iangaviana isika mba hitondra sakafo toy ny: nem, sambos, lasary, petit fours, voakazo, mofomamy sy ny sisa.

 

 

Sports Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail

Football aux USA

Anthony et Francky cartonnent en Virginie !

Il y a environ deux semaines, Rantoniaina Anthony Andrianarison et l’équipe de foot de son Lycée George Mason ont remporté leur quatrième victoire de la  ligue du Bull Run District ainsi que le tournoi pour le championnat du district. Au cours de ces quatre saisons, équivalentes à quatre années scolaires, il n’a connu aucune défaite à ces matchs de district. Il sortira de son Lycée maintenant avec un record de 48 victoires, 0 défaite, 2 matchs nuls. Une semaine plus tard, il a mené son équipe au tournoi du championnat de la Région B puis au championnat de l’Etat de Virginie.
George Mason est un petit lycée public situé au coeur de la ville de Falls Church dans l’Etat de Virginie aux Etats-Unis. Anthony, avec ses parents et ses deux autres frères ont quitté Madagascar en Juin 2004 pour s’installer dans cette banlieue résidentielle à proximité de Washington DC. Ils se sont, à coup sûr, adaptés à l’American way of life mais l’intégration d’Anthony au sein des équipes de foot américaines est de loin la plus remarquable. Il a toujours fait partie de l'équipe de foot senior (la dernière année du lycée dans le système américain) de George Mason depuis la classe de troisième. Cette année, il a mené son équipe au championnat de l'Etat de Virginie.

Collégiens de Saint-Michel

Anthony, avec son frère Francky qui est également dans l’équipe de George Mason, a commencé à jouer au foot à Antananarivo, d’abord dans la cour de leurs grands-parents puis plus tard, dans la cour de l’école alors qu’ils étaient encore élèves au Collège Saint-Michel. Cette fois-ci, c’était dans la cour des grands que les deux frères ont pu montrer leurs talents en jouant au championnat de l'Etat de la Virginie.
La première année, il a été sélectionné dans la deuxième équipe du district du Bull Run. L'année suivante, il a été sélectionné dans la première équipe du district Bull Run et a été également élu meilleur joueur de l'année (MVP – Most Valuable Player) du district, sélectionné dans la première équipe de la Région B et dans la première équipe de l’État. Pour sa troisième année, il a été élu meilleur joueur de l'année du district du Bull Run pour la deuxième fois consécutive ainsi que sélectionné dans la première équipe de la Région B et dans la première équipe de l’État. Il a été également élu meilleur joueur de la Région B pendant cette même année. Cette année, il était le premier dans toute l’histoire du sport de George Mason à être élu meilleur joueur de district Bull Run pendant trois ans consécutifs.

Le Washington Post confirme

Le journal Washington Post a publié une édition spéciale qui honore les meilleurs joueurs de la région autour de Washington DC.  Anthony y a obtenu une mention honorable deux fois consécutives alors qu’il est encore dans la division simple A. Cette année encore, l'édition spéciale du Washington Post l’a nommé à la deuxième équipe des meilleurs footballeurs de Washington et ses environs. Il a terminé en beauté son extraordinaire carrière au sein de l’équipe de George Mason en remportant, dimanche dernier, le championnat de l'Etat de la Virginie. Nous en reparlerons. 

Anny Andrianaivonirina
En collaboration avec Robert Marson