![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Asabotsy 1 Martsa 2008 manomboka amin'ny 3:30 PM

Fianaran-kira Chorale Paska 2008
Manao ahoana daholo ,
Manao ny antso avo ho antsika rehetra izay
vonona handray anjara amin'ny Chorale amin'ny Paska.
Ny famerenan-kira voalohany dia atao ny
Asabotsy 1 Martsa 2008 manomboka amin'ny 3:30 PM
izay atao any amin'ny:
Madame Jeanne Ranaivoson
5013
Elsmere Avenue,
Bethesda Md 20814
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso ny:
Tel: 301 493 4018
Dia manantena ny fahatongavantsika maro
![]()
Vaovao : Alahady 02 Martsa 2008 amin'ny 12:30 PM
Sorona Masina ho an'ny Katolika eto Washington sy ny manodidina

St Veronica Parish806 Cherry Hill RdBaltimore, MD 21225Ny fotoana dia amin'nyAlahady 02 Marsa 2008Amin'ny 12:30 PM
![]()
Vaovao : Asabotsy 8 Martsa 2008 manomboka amin'ny 3:00 PM

Fianaran-kira Chorale Paska 2008
Manao ahoana daholo ,
Manao ny antso avo ho antsika rehetra izay
vonona handray anjara amin'ny Chorale amin'ny Paska.
Ny famerenan-kira manaraka dia atao ny
Asabotsy 8 Martsa 2008 manomboka amin'ny 3:00 PM
izay atao any amin'ny:
Madame Jeanne Ranaivoson
5013
Elsmere Avenue,
Bethesda Md 20814
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso ny:
Tel: 301 493 4018
Dia manantena ny fahatongavantsika maro
![]()
Vaovao : Asabotsy 15 Martsa 2008 manomboka amin'ny 3:00 PM

Fianaran-kira Chorale Paska 2008
Manao ahoana daholo ,
Ny famerenan-kira manaraka dia atao ny
Asabotsy 15 Martsa 2008 manomboka amin'ny 3:00 PM
izay atao any amin'ny:
Madame Jeanne Ranaivoson
5013
Elsmere Avenue,
Bethesda Md 20814
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso ny:
Tel: 301 493 4018
Dia manantena ny fahatongavantsika maro
![]()
Vaovao : Asabotsy 22 Martsa 2008 manomboka amin'ny 4:00 PM

Fianaran-kira Chorale Paska 2008
Manao ahoana daholo ,
Ny famerenan-kira farany ho antsika Chorale dia atao ny
Asabotsy 22 Martsa 2008 manomboka amin'ny
4:00 PM
izay atao any amin'ny:
" WESLEY THEOLOGICAL SEMINARY
"
4500 Massachussets Ave NW
Washington, DC 20016
Dia manantena ny fahatongavantsika maro
![]()
Vaovao : Alahady 23 Martsa 2008 amin'ny 2:30 PM
Paska 2008

Fiaraha-mivavaka iraisam-pinoana ho an'ny Malagasy eto Washington DC sy ny manodidina mba hiarahana hankalaza ny Paska 2008
Toerana:
" WESLEY THEOLOGICAL SEMINARY
"
4500 Massachussets Ave NW
Washington, DC 20016

"Nandresy ny Tompontsika"
Noho fahatongavan地y Paska, fankalazana ny nandresen段lay Mpamonjy ny fahafatesana mba ho fanavotana antsika, dia faly manasa antsika rehetra ny Komity mpikarakara ny fiaraha-mivavaka eto Washington D.C. sy ny manodidina
mba hiaraka hankalaza sy hidera an羨ndriamanitra amin訴o andro io.
Ny fotoam-pivavahana dia ho tanterahana
Ny Alahady 23 Martsa 2008 amin地y 2 ora sy sasany ao amin地y fiangonana Wesley:
WESLEY
THEOLOGICAL SEMINARY
4500 Massachussets Ave NW
Washington, DC 20016
Ao aorianan地y fotoam-pivavahana dia hisy fiaraha-manala hetaheta sy fandraisana tsakitsaky toy ny mahazatra. Ny zava-pisotro sy ny kenokenona moa dia ny fiangonana no miantoka azy; ny tsakitsaky kosa dia manasa antsika rehetra mba samy hitondra izay sahaza hiarahantsika mifaly.
Koa manantena ny fahatongavantsika rehetra mba hiara-hankalaza ny Tompo mba ho voninahitr段lay Ra izay nalatsany mba ho fanavotany antsika.
Iangaviana isika izay maharay ity filazana ity mba hampandre ny tapaka sy namana sy izay tsy tratr誕ntso ary hanome na hangataka azy ireo mba hanome ny email-n段zy ireo amin地y ramarijaona@hotmail.com
Ny Komity mpikarakara
Raha te-hahazo fampilazana sy fanasana momba ny fiaraha-mivavaka ianao, na manana fanamarihana sy fanontaniana dia manorata amin地y ramarijaona@hotmail.com
na miantsoa ny 703 398 4141.
![]()