Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina

Vaovao : Asabotsy 03 May 2008 manomboka amin'ny 2:00 PM - 5:30PM

VB 2008 Practice starts - Pot Luck Picnic - May 3rd

Salut VB Players ary ny namana sy tapaka,

Efa ela ihany ity tetika hanaovana practice ity no nandeha kanefa tsy
raikitra foana. Misy heritreritra hoe aleo hatao picnic/pot luck toy ny
fanao amin'ny voalohany dia hita eo hoe aiza no hanaovana azy amin'ny
manaraka.

Ka mba hanombohantsika ny Malagasy VB 2008 season dia manasa antsika tsy
ankanavaka ho tonga hilalao/picnic style VB eo Timberlawn Park.

(eo amin'ilay fanaovantsika picnic tamin'ny herin-taona iny eo akaikin'ilay
fanaovana soccer practice - raha mila direction dia jereo io ambany io)
amin'ny 3 Mai 2008 manomboka amin'ny 2pm ka hatramin'ny 5:30 pm (raha misy
overcast/rain/TS dia hatao @ May 10 ilay izy).

Samia ary mitondra:

1) ny namana sy ny vady aman-janaka
2) sakafo sy zava-pisotro hiara-mizara
3) Outdoor beach volleyball wears (well tsy mitovy amin'ireny pro ireny fa
sao mitangorona eo ny pokona indrindra ny vehivavy manao 2 piece bikini, an!)
4) net system and strings (Marc will provide)
5) plasticwares (samy mitondra avy e!)
6) a good attitude sy andro tsara

Note: mba valio izay ho afaka na tsy ho afaka azafady mba ahazoana mamantatra
ny tokony hatao. Ary mba miangavy mba haparitao kely ity hafatra ity ho
an'ny namana tsy eto amin'ny listra eto.

Misaotra indrindra,

Mpikarakara sy Mpandrindra ny VB

-------------------------------
Directions to the field:
-------------------------------
From the North: Take I-270 South. At the "split" take I-270 toward Silver
Spring
and Bethesda. Exit at Old Georgetown Road and turn left (North) at the
exit. Turn right onto Tuckerman Lane. (There is a "No Left Turn" sign from
Tuckerman onto Gloxinia.) Go to the 1st light and make a left onto Sugarbush
Lane, then go about 200 yards and make a left onto Gloxinia Drive.
The park entrance will be on your right.

From other locations: Take the Beltway to I-270 North. Exit at Old Georgetown
Road and turn right (North) at the exit. Turn right onto Tuckerman Lane.
(There is a "No Left Turn" sign from Tuckerman onto
Gloxinia.) Go to the 1st light and make a left onto Sugarbush Lane, then go
about 200 yards and make a left onto Gloxinia Drive. The park entrance will
be on your right.

Note: For those of you who are already familiar with the area. The field is
located right behind Tilden Middle School. It is at the Intersection of
Tuckerman Lane and Old Georgetown Road.

FANAMBARANA ASA

Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana rehetra aty Amerika Avaratra,

 Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Washington DC dia faly mampandre anareo,
fa misy fanambarana asa toy izao ao amin’ny
“Organisation Internationale de la Francophonie” ao New York:

 Jereo eto:

APPEL A CANDIDATURE POUR LE RECRUTEMENT  D'UNE ASSISTANT(E) ADMINISTRATIF (VE)


 Mirary fahombiazana ho antsika rehetra hatrany
 

Webmaster
Masombahiny.com


Vaovao : Asabotsy 17 May 2008 manomboka amin'ny 10:00 AM - 3:00PM

PASSPORT DC 2008

Embassy of the Republic of Madagascar
Time: 10 am – 3 pm

Location: 2374 Massachusetts Avenue, NW
Admission: Free
Metro: Dupont Circle (Red line)
For more info: 202-265-5525 ext 103


Enjoy this showcase of authentic Malagasy culture through film, music, song, dance and taste traditional Malagasy food and drink. Also, view wall paintings, handicrafts, and displays of books and documents.

Don't miss this rare opportunity to travel the globe without leaving the city! For one day, embassies will open their doors to the public and present programming that showcases their unique culture.

All embassies are free, but in some cases reservations and photo ID are required. Please double-check the listing.

Cultural Tourism DC will provide free shuttles on May 17 from 10 am to 4 pm. Three shuttles will leave from 1900 Massachusetts Avenue, NW (Dupont Circle) and will loop Massachusetts Avenue, Connecticut Avenue, and 16th Street:

Green: Massachusetts Avenue to visit Embassies of Australia, Iraq, Japan, Madagascar, Micronesia, Paraguay, Peru, South Korea, Trinidad and Tobago, and Venezuela.

Vaovao : Asabotsy 17 May 2008 manomboka amin'ny 5:00 PM - 9:00PM

Marovavy Productions dia faly manolotra ho anao:

Kalokalo miaraka amin'i

Mahaleo

izay atao ao amin'ny

Jones Room
7 West 55th Street
3rd floor
Between 5th & 6th Aves
Manhattan
New York 10019

Vidim-pidirana:

Latsaky ny 12 taona :  tsy mandoa fidirana      
14 -17 taona:         $30
+18 taona:               $60
 Eo am-baravarana: $65

Check & Money Order payable to:

Bakoly Razafindralambo
32-04 60th Street, 3FL
Woodside, NY 11377

Information & tickets:
 

Tel: 347 448 6200
       917 969 3644
        917 601 7401
E.mail: marovavy@yahoo.com 

Hisy CD sy DVD amidy mandritry ny fampisehoana

Parking ($9 up to 10 hours)
Marihana fa io vidiny mirary io dia ao @ DIRECT PARKING irery ihany ka ilaina asiana tomboka ny ticket rehefa vita ny fety.
51 W 56th Street
(bet 5th & 6th Avenues)

 

Hitanao ato amin'ity takelaka ambany ity ny ambangovangony:

http://marovavy.piczo.com/

Vaovao Farany : Mahaleo New York

Araka ny fangatahan'ny maro dia tohizana ny fiarahana rehefa vita ny lanonana izay manomboka @ 10h hariva eo. Ny toerana hanaovana izany dia I Tre Merli Restaurant & Wine Bar (Italian) ka iangaviana izay ho avy mba hiomana @ vidin-tsakafo sy zava-pisotro.

I Tre Merli Restaurant & Wine Bar
463 W. Broadway (SOHO)
New York, NY 10012

http://www.itremerli.com

Raha mila fanazavana fanampiny dia azonao atao ny mitsidika ny:

http://marovavy.piczo.com/

Vaovao : Asabotsy 31 May 2008 manomboka amin'ny 3:30 PM 
ka hatramin'ny Alahady 1 Jona 2008

Toerana: 13023 Stonewall Jackson Rd.  Woodford, VA 22580

2008

      

 

    MAMPI-FOLKA

GOING CAMPING

 

  !!! So bring yourself, your camping gear,  lyrics and especially your heart and mind!
 
*** DON’T FORGET TO BRING ENOUGH     FOOD TO BBQ***
 
Date &Time: Saturday May 31st from 3:30 pm (Sharp) to June 1st. 
 
Place: 13023 Stonewall Jackson Rd.  Woodford, VA    22580
Directions: Go on I-95 South, take exit 118, then turn left. Drive 6 miles, place is on your left (400 yards pass the Fire Dept).
If lost call: (540)287-3833; 703-981-8999
 
Contacts: (301)655—9081; (703)786-6221; (240)372-2291
Sponsor by: Ala-voly. com

2008

 

Ry namana,

Hasaina manokana ianao hiara-mamantatra indray an’i Madagasikara amin’ny alalan’ny hira “folka” (mozika vokatry ny tany) n’ny taona 70, 80 sy 90.  Nanamarika tokoa ny fiovana ara-piarahamonina sy ara-kolotsaina teo amin’ny tantaran’i Madagasikara ireo vanimpotoana ireo ary mbola manana fiantrainkany eo amin’ny fisainan’ny tanora sy taranaka mifandimby hatramin’izao fotoana izao.  Ny mozika “folka” tokoa mantsy no sady an’isan’ny masomboly nipoirana no sady voankazo novokarin’ ireny fiovana ara-tantara ireny hany ka nanjary singa tsy tafasaraka amin’ny fo sy sain’ny fiarahamonina Malagasy nanomboka teo.

Ity hetsika ara-kolontsaina ity, izay efa fanintelony izao no tontosaina, dia nantsoina hoe “MAMPI-FOLKA” izany hoe raha adika malalaka dia ny fiarahana-miaina ny hafatra “folka”. Dia hiventy sy hiangaly ny vazo vokatry ny tany isika rehetra. Marihina fa ’ireo mpanakanto kalaza toa an’dry ‘Mahaleo’, ‘Lolo sy ny Tariny’ no tena nahafantarana ny mozika Folka hatramin’izay, ary nomen-danja teto amin’ny MampiFolka. Fa amin’izao kosa dia rariny raha homena toerana koa ireo kolo sy kanto vokatrin’ny tany sy ny toetr’andro mba hivelaran’ireo  tanora Malagasy manatalenta eto Amerika avaratra. 

Hisy ihany koa dinika sy adi-hevitra fohy mikasika ny hafatra na tantara fonosin’ireo soatoavina Malagasy ireo mandritry ny fotoana.  Ho feno soa  sy fahafinaretana tokoa ny fiarahana.

Koa mirary anao ho avy, indrindra ny fo sy saina, hiaraka hivazo, sy hilanona. Dia samia mivatsy ny tononkira sy ny entany fa “LASY” no ho atao!

*** AZA ADINO NY MITONDRA SAKAFO AMPY HO HATONO***

Fotoana:  Sabotsy 31 May, 2008 manomboka amin’ny 3:30 hariva (Katroka) ka hatramin’ny 1 Jona.

Toerana: 13023 Stonewall Jackson Rd.  Woodford, VA 22580

Mpikarakara:   301-655-9081; 703-786-6221; 240-372-2291

 
 

Dear   friend,

You are specially invited to re-discover Madagascar through its folksongs (local country music) of the 70's, 80's and 90's.  These periods marked unprecedented social and cultural changes in  Malagasy history and still have tremendous impact on the spirit of generations of Malagasy to this day.  Interestingly, the 'folk' music during these periods was both the seed and fruit of these changes.  The ‘folk’ music has ever since become a principal component of the heart and mind of Malagasy society.

This event, the third edition of its kind, was named 'MAMPI-FOLKA', which literally means 'to make you tune in to the folk ambiance'.  Top compositions of the legendary Malagasy ‘folk’ groups such as 'Mahaleo', 'Lolo sy ny Tariny', 'Tselonina' , ‘Samoela' and others is the trademark of MampiFolka. But, this time, talented Malagasy musicians, along with the audience, will sing Folk and the real roots Malagasy music. 
During the event, there will be some brief discussions about the philosophy and history behind the lyrics of the songs.  The ambiance will be one of discovery and fun so come along with your family and friends.

So bring yourself, your camping gear, lyrics and especially your heart and mind!

*** DON’T FORGET TO BRING ENOUGH FOOD TO BBQ***

Time: Saturday May 31st, 2008 from 3:30 pm (Sharp) to June 1st. 2008 
Place: 13023 Stonewall Jackson Rd.  Woodford, VA    22580

Contacts:
(301)655—9081
               (703)786-6221
               (240)372-2291

 

 Click to zoom in on my visitor map!
 

 

Free Myspace Maps from ModMyProfile.com