Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina

Vaovao : Asabotsy 30 May 2009 amin'ny 3:00 PM

Toerana:  2309 Peggy Lane,
            Silver Spring,
           MD 20910   

" FILAZANA SY FAMANGIANA MANJO "

Ho antsika havana, tapaka sy namana rehetra :

Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsinganan'ny tena amin'ny maty
no ampandrenesana fa ny hava-malalanay :

HAJAMANANA RAZAKAMANANTSOA Lalao Norovelo

dia nodimandry ny Zoma 17 Aprily 2009.

Hoy ny iray tampo aminy : RAKOTOMALALA Mamy mivady sy ny zanany.

Ny famangiana ny fianakaviana dia hatao ny Asabotsy 30 May 2009, ao :

2309 Peggy Lane,
 Silver Spring,
 MD 20910 

amin'ny telo ora tolakandro.


PS:  Miangavy antsika mba hampita ity filazana ity amin' ireo olona tsy mbola
nahazo.