![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Alahady 06 Novambra 2005
Progressive Jazz Fusion : "Tala (saxophonist SDF)"
BANGKOK BLUES
926 W. BROAD ST(on R-7)
FALLS CHURCH, VA
Phone: 703-534-0095
Mamangy ny rehetra.
Rangahy mpiara miasa amiko no
nilaza tamiko indray andro fa nahita an'i Silo sy Tala
nilalao tao @ Jazz Club iray tao Virginia tao hono izy indray
hariva.
Alaivo antsary antsaina fa rangahy efa ho 60 taona no mihazakazaka
mitady ahy eran'ny trano hitantara ny FAHAGAGANA hitany fa
tsy mbola nahita Jazzist mahafinaritra ohatran'izany hono izy
hatramin'izay nihainany.
Io "Soul and Deep Feeling" io ihany koa no tsikaritro
azon'ny American tao @ Jazz Club iray nandalovan'i Silo sy Tala
raha sendra nivoaka nihainohaino Jazz niaraka taminy izahay
indray hariva ka nomen'ny namana American Jazzist iray sehatra izy
mirahalahy tao Reston Virginia.
Ho antsika eto Virginia sy ny manodidina dia
vao tafaresaka t@ Manageran'i Bangkok Blues ao
Falls Church Virgia aho teo fa hitany hono
ilay FAHAGAGANA ka dia ho hita matetika ao
@ Bangkok Blues i Tala (saxophonist SDF)
manomboka amin'ny Alahady 6 Novembre ho avy izao.
Tongava maro hozy fa andro lehibe ho an'ny Jazzist Gasy io,
ary lalana iray hisokatra ho an'ny Jazzist avy any
amintsika ny fivezivezentsika matetika ao aminy
mankafy ny talentan'ny mpanakantontsika.
BANGKOK BLUES
926 W. BROAD ST(on R-7)
FALLS CHURCH, VA
Phone: 703-534-0095
On Sunday evening 7:30PM
You can check the web for the bangkokblues
www.bangkokbluesrestaurant.com
Mirary soa ny mpahay sy mpankafia kanto rehetra hatrany.
Njakalahy
***NY HERY TSY MAHALEO NY FANAHY***
![]()
Vaovao : Alatsinainy 14 Novambra 2005
Talata 15 Novambra
Progressive Jazz Fusion : "Tala (saxophonist SDF)"
BANGKOK BLUES
926 W. BROAD ST(on R-7)
FALLS CHURCH, VA
Phone: 703-534-0095
Nov 14 th , 7.30 pm , Come for " the JAM to Melt" at Bangkok Blues.... It is a chance to meet you all and of course it 's time to show your CHOPS....
Any level, Any race , Any style , any age .... come , let's HAVE FUN .... bring your Gear..!!!!!
if you know someone who plays HORN , tel them to come , JIM LANE is waiting for them to play DIXILAND!!!!!!...................
No cover charge only 2 drinks ... come on !!!!!.........See you there!.............
Nov 15 th , 7.30pm ,at Bangkok blues.... TALA FARAL and FRIENDS will play Jazz , Blues , Funk and SOUND OF BRAZIL featuring STEPHAN HAGUE on vocal/guitar...
Cover charge $6......
DON'T MISS THAT ONE ............
![]()