Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina

Vaovao : Alahady 19 Novambra 2006 amin'ny 2:30 PM 

FIANGONANA ARA-PILAZANTSARA - FIARAM

Ny Pastora SOLOFO RATSIMISETA RALIJAONA, Sampana FIARAM aty Amerika Avaratra, Atsimo, ary afovoany,

Dia faly manasa antsika hanatrika ny FOTOAM-PIVAVAHANA FISAORANA izay atao ny:

Alahady 19 Novambra 2006, manomboka amin'ny 2ora sy sasany hariva

Ny toerana:

Wesley Theological Seminary
4500 Massachussets Ave NW
Washington, DC 20016

Tanterahana izao fotoam-pivavahana izao ho FISAORANA an'Andriamanitra noho ny fitondrany eo amin'ny lafim-piainana rehetra.

Hoy ny Tenin'ny Tompo:

" Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana, sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo milaza ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatar rehetra."

Filipiana 4:6

Ny Voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany