![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()


Vaovao : Asabotsy 15,22,29 Novambra,6,13,20 Desambra 2008 manomboka amin'ny 3:00 PM
Fianaran-kira Chorale Noely 2008
Krismasy
2008 

atao ny Asabotsy 06 Desambra 2008 manomboka amin'ny 3 ora hariva izay atao ao amin'ny tranon'i
Mr & Mrs RALAY
5314, Bangor Drive
MD-20895.
Misaotra indrindra tompoko.
![]()
Vaovao : Alahady 23 Novambra 2008, Alahady 7,14,21 Desambra 2008 manomboka amin'ny 3:00 PM
Fianaran-kira Krismasy ho an'ny Ankizy
|
KRISMASIN’NY ANKIZY |
||||||||||||||||
|
|
||||||||||||||||
|
|
||||||||||||||||
|
Ho Fanomanana ny Krismasy 2008 dia manasa ny ankizy rehetra eto Washington DC sy ny manodidina, ary ny vahiny mandalo mba handray anjara amin'ny Krismasin'ny ankizy. Iangaviana koa izay mahazo ity fanasana ity mba hilaza izay tsy tratr'antso. Famerenana |
||||||||||||||||
![]() |
||||||||||||||||
|
Alahady 23 Novambra, 7, 14, 21 Desambra 2008 |
||||||||||||||||
3 ora tolakandro |
||||||||||||||||
2207 Greywing St.Woodbridge, VA 22191 |
||||||||||||||||
|
|
||||||||||||||||
| Marihina fa ny fanasana ho amin’ny Krismasy dia ho alefa afaka fotoana fohy | ||||||||||||||||
![]()