![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Alahady 06 Desambra 2009 manomboka amin'ny 4:30PM - 5:30PM
Faly miarahaba antsika rehetra,
Tonga indray ity ny Noely ka araka ny fanao isan-taona dia faly manasa ny ankizy
eto DC sy ny manodidina izahay mba handray anjara amin'ny fety Krismasy izay ho
atao ny 25 desambra amin'ny 6 ora hariva ao amin'ny Wesley.
Ny famerenana voalohany dia ho atomboka ny Alahady 6 Desambra 2009
amin'ny 4:30 - 5:30 izay ho atao ao amin'ny:
![]()
http://www.masombahiny.com
Heaven is a gift. Jesus is Lord. Exciting and uplifting web site with many things to ponder!
![]()