Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina

 

  

Miarahaba ny rehetra,
 
Araka ny efa nampanantenaina dia ho avy aty USA ny tarika Mahaleo (izy 7 lahy ) ny

Asabotsy 7 Oktobra 2006.

Tongava maro ....
Dia maniry ny hifankahita any New York.
Misaotra tompoko,
 
Bakoly Randrianarivelo
 
http://www.marovavy.funtigo.com/

Vaovao : Sabotsy 07 Oktobra 2006  manomboka amin'ny 8:00 PM

     Marovavy Productions dia faly manolotra ho anao:

Kalokalo miaraka amin'i

Mahaleo

izay atao ao amin'ny

St. Michael's Academy
Auditorium

424 West 34th Street
Between 9th & 10th Aves
Manhattan New York City,
NY 10012

Vidim-pidirana:

7 - 13 taona :         $15
14 -17 taona:         $35
+18 taona:               $65
 Eo am-baravarana: $70

Free Food, Cash Bar

Check & Money Order payable to:

Bakoly Razafindralambo
32-04 60th Street, 3FL
Woodside, NY 11377

Information & tickets:
 

Tel: 347 448 6200
       917 969 3644
        917 601 7401
E.mail: marovavy@yahoo.com 
 

Hitanao ato amin'ity takelaka ambany ity ny ambangovangony:

http://marovavy.funtigo.com