![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
" FILAZANA MANJO "

Sitrak'Andriamanitra ny niantsoany ny malalany
Andriamatoa Emmanuel Rakotondrazaka
tany Antananarivo ny
Talata 23 Septambra 2008
Ray niteraka an'i
Hery
sy Rondro Rakotondrazaka
Herinaivo sy Hanta Rakotondrazaka
Alain sy Lala Ratsimbazafy
Ny razana dia halevina amin'ny Alahady 28 Septambra 2008
any Madagasikara.
Holazaina aminareo eo ihany ny fotoana famangiana ny fianakaviana.
Ity no solon'ny fampandrenesana ho an'ireo izay tsy tratra antso .
![]()
Vaovao : Alahady 19 Oktobra 2008 amin'ny 3:00 PM
" FAMANGIANA MANJO "

Itompokolahy Emmanuel Rakotondrazaka
dia nodimandry tany Antananarivo ny Talata 23 Septambra 2008.
Ny fandevenana dia notontosaina ny Alahady 28
Septambra 2008
tany an-tanindrazana.
Hoy ny zanany:
Hery
sy Rondro Rakotondrazaka
Herinaivo sy Hanta Rakotondrazaka
Alain sy Lala Ratsimbazafy
Hisy ny famangiana ataon'ny Malagasy mpiray tanindrazana rehetra ny
Alahady
19 Oktobra 2008
amin'ny 3 ora tolakandro ao amin'ny:
19431
Transhire Rd,
Montgomery Village,
MD 20886.
Dia misaotra indrindra tompoko ary miangavy antsika rehetra mba hampita ity
filazana ity amin' ireo rehetra tsy tratra antso.
![]()
" FISAORANA "
Ho any Malagasy rehetra eto Washington sy ny manodidina,
Hery
sy Rondro, Hary, Ndimby Rakotondrazaka
Herinaivo sy Hanta Rakotondrazaka
Alain sy Lala, Alex, Tina, Stephan Ratsimbazafy
Dia misaotra be dia be sy mankasitraka anareo tsirairay nidodododo nanotrona
anay tamin'ny nahalasan'ny Ray malalanay niaraka tamin'ny solodrambon-damba
ho an'i maty tamin'ny Alahady
19 Oktobra, 2008.
Misaotra indrindra tompoko ary Andriamanitra
ny fiadanana hamaly fitia ho anareo rehetra!
![]()