![]() |
![]() |
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Alahady 17 Oktobra 2009 amin'ny 3:30PM
" FILAZANA MANJO "

Miarahaba antsika tapaka sy
namana rehetra eto Washington DC sy ny manodidina indray.
Ilazana isika fa i Benoit Fils Razafimbahoaka sy Haritiana Razafindrainibe
mianadahy avy dia namoy ny rainy tamin' ny 27 Septambra 2009 tany
Antananarivo. Ny razana dia efa voalevina soa aman-tsara any an-tanindrazana.
Hisy ny famangiana azy ireo ny Asabotsy ho avy izao 17 Oktobra amin' ny 3 ora sy
sasany ao amin' ny
4400 Lee Highway, Apt
205, Arlington, VA22207.
Ny tel ahazoana azy ireo dia ny (202) 557 8339.
Dia iangaviana isika mba hifampilaza Tompoko. Tsy hananay ny e-mail ny rehetra
fa mba zarao amin'ny tapaka sy ny namana ny vaovao.
Dia misaotra antsika rehetra mialoha.
![]()
Vaovao : Alahady 18 Oktobra 2009 amin'ny 3:00PM
" FILAZANA MANJO "

Miarahaba antsika tapaka sy
namana rehetra eto Washington sy ny manodidina,
Amin'alahelo lehibe no nandrenesanay fa ramatoa Myriam Razafindrazay dia namoy
ny rahavaviny:
Lanto Razaiarimanga
Ny razana dia efa voalevina
soa amantsara
tany an-tanindrazana.
Hisy ny famangiana an-dramatoa Myriam Razafindrazay izay atao ny:
Alahady 18 Octobre 2009, ho avy izao ao :
7602 Maryknoll Avenue,
Bethesda, Md 20817
Amin'ny 3.00 ora tolakandro.
Ity ny numero izay ahazoana any Ramatoa Myriam Razafindrazay
(240)-543-0199
Tsy hananay ny e-mail ny
rehetra fa mba zarao amin'ny tapaka sy ny namana ny vaovao.
Dia misaotra antsika rehetra mialoha.
![]()
" FISAORANA "
![]()
" FILAZANA MANJO "


![]()
http://www.masombahiny.com
Heaven is a gift. Jesus is Lord. Exciting and uplifting web site with many things to ponder!
![]()