Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina

Vaovao : Alarobia 28 Septambra 2005

FILAZANA MANJO

 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa :

 

Rtoa BAKOLY ANDRIANANTOANDRO

 

dia nodimandry ny Alarobia 28 Septembra 2005 tao amin'ny Montgomery Hospital, Maryland.

 

Ny vadiny :

Biclair ANDRIANANTOANDRO

 

Ny zanany :

Jules ANDRIANANTOANDRO

Bettina ANDRIANANTOANDRO

Andy ANDRIANANTOANDRO

 

Ny "viewing" dia hatao ny Asabotsy 01 Oktobra 2005 amin'ny 12 ora sy sasany, ao amin'ny:

 

ROBERT PUMPHREY FUNERAL HOME

7557 WISCONSIN Avenue

BETHESDA, MD 20814

 

Aorian'ny "viewing", dia hisy fotoam-pivavahana mba ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra sy ho fialan-tsasatry ny fanahiny. 

 

Ny razana dia hiala eto Washington ny Talata 04 Oktobra 2005 ary ho entina hody any MADAGASIKARA.

 

"ITY NO SOLON'NY FAMPILAZANA HO AN'IREO REHETRA IZAY TSY TRATRA ANTSO"