|
|
![]()
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Alahady 03 Septambra 2006 amin'ny 7 ora hariva
Famangiana Manjo an'i
Alain sy
Vololona Ebobissé

Nohon' ny fihavanana dia mampandre antsika
fa hisy ny famangiana an'i Alain sy Vololona Ebobissé
izay namoy ny rainy tamin' ny 04 juillet 2006.
Ny fotoana dia amin’y alahady 3 Sept 2006 amin' ny 7:00PM
Toerana:
5115 Wickett Terrace
Bethesda MD 20814
Aoka isika hifampilaza.
Misaotra tompoko.
![]()
|
Filazana manjo |
|
|
Amin’ny ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : |
|
|
|
|
Hoy : Ny vadiny : RAKETAKINIRAINY Mariette
Ny zanany :
Ny zafiny :
Ny
zafiafiny :
Ny iray Tampo aminy :
N
y iray Tampo amin’ny vadiny :
Ny fianakaviana manontolo Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot 2 / 01 /69 avara-tsena Soavinandriana-Itasy ny Alarobia 06 Septembra amin’ny 12 ora sy sasany atoandro, ary entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Mahatsinjo Fanantenana amin’ny 1 ora sy sasany, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasandrazany ao Antsampanimahazo. “Tompo ô ! ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ny fiadanana araka ny teninao” Lioka 2:29
|
|
|
|
![]()
Vaovao : Alahady 17 Septambra 2006 amin'ny 3:00 PM
Fivoriana RSM Washington D.C.

RSM Washington DC
Meeting at Ballston Mall "Food Court"
on
Sunday, September 17th, 2006 at 3:00 PM
We hope to see you there
for further questions or comments, please write to:
rsm_washingtondc@hotmail.com
![]()