|
|
|
|
|
|
Vaovao Washington D.C. sy ny manodidina
![]()
Vaovao : Asabotsy 11 Jolay 2009 sy ny Alahady 12 Jolay 2009
Toerana:
Tab Ramos Sports Center
17 Blair Road
Aberdeen, NJ 07747
http://www.tabramossportscenter.com




Amin-kafaliana no ilazana amintsika fa ny Lalao RSM 2009 dia ho atao ny:
Asabotsy 11 Jolay sy ny Alahady 12 Jolay 2009,
any Aberdeen, New Jersey,
Ny anaran’ny toerana hilalaovana dia:
Tab Ramos Sports Center
17 Blair Road
Aberdeen, NJ 07747
http://www.tabramossportscenter.com/
Miangavy antsika rehetra hamangy matetika ny "site"
www.rsmalagasy.com
fa ho hita ao miandalana ny vaovao farany rehetra momba ny
fifandaminana samihafa, ny toerana ilalaovana, ny fisoratana
anarana amin'ny taranja samihafa sy ny hetsika rehetra izay
atao, ny toerana ipetrahana, ny olona afaka antsoina, ny fitsipika
isa-taranja, sns...
Raha misy manana fanontaniana dia aza misalasala manoratra
amin'ity adiresy ity:
rsmtristate@yahoo.com.
Miala tsiny indrindra ny amin'ny fahataran'izao fampilazana izao
sy ny fanovana ny daty mety tsy araka izay efa nantenain'ny maro.
Miangavy antsika rehetra hampita ity hafatra ity any amin'izay rehetra mety tsy tratra antso.
Misaotra indrinda.
Ny
komity RSM Tristate 2009
Hello All,
We are pleased to let you know that the RSM 2009 will take place on:
Saturday, July 11th, and Sunday July 12th
at:
Tab
Ramos Sports Center
17 Blair Road
Aberdeen, NJ 07747
http://www.tabramossportscenter.com/
For all details regarding this event, please visit regularly our site: www.rsmalagasy.com. You will find there all the latest updates regarding the schedule, activities, driving direction, sport or event registration, accommodations, contacts, rules for each discipline, etc.
If you have any questions, do no hesitate to contact us at this address: rsmtristate@yahoo.com.
We are really sorry for this late notice and for changing the event date from any earlier announcement.
Would you please forward this announcement to any body we may have missed?
Thank you.
RSM Tristate Committee
![]()

![]()
| Sports |
|
|
|
|
Football aux USA Anthony et Francky cartonnent en Virginie !Il y a environ deux semaines, Rantoniaina
Anthony Andrianarison et l’équipe de foot de son Lycée George Mason ont
remporté leur quatrième victoire de la ligue du Bull Run District ainsi que
le tournoi pour le championnat du district. Au cours de ces quatre saisons,
équivalentes à quatre années scolaires, il n’a connu aucune défaite à ces
matchs de district. Il sortira de son Lycée maintenant avec un record de 48
victoires, 0 défaite, 2 matchs nuls. Une semaine plus tard, il a mené son
équipe au tournoi du championnat de la Région B puis au championnat de
l’Etat de Virginie. Collégiens de Saint-Michel Anthony, avec son frère Francky qui est
également dans l’équipe de George Mason, a commencé à jouer au foot à
Antananarivo, d’abord dans la cour de leurs grands-parents puis plus tard,
dans la cour de l’école alors qu’ils étaient encore élèves au Collège
Saint-Michel. Cette fois-ci, c’était dans la cour des grands que les deux
frères ont pu montrer leurs talents en jouant au championnat de l'Etat de la
Virginie. Le Washington Post confirme Le journal Washington Post a publié une édition spéciale qui honore les meilleurs joueurs de la région autour de Washington DC. Anthony y a obtenu une mention honorable deux fois consécutives alors qu’il est encore dans la division simple A. Cette année encore, l'édition spéciale du Washington Post l’a nommé à la deuxième équipe des meilleurs footballeurs de Washington et ses environs. Il a terminé en beauté son extraordinaire carrière au sein de l’équipe de George Mason en remportant, dimanche dernier, le championnat de l'Etat de la Virginie. Nous en reparlerons. Anny Andrianaivonirina |
![]()
" FILAZANA MANJO "


![]()
Vaovao : Asabotsy 6, 13, 20 Jiona 2009 manomboka amin'ny 2:30 PM - 5:00 PM


Fianaran-kira Chorale Fetim-pirenena 2009
![]()
" FILAZANA MANJO "

Amin' ny finoana sy fanantenana ny
fitsanganan'ny tena amin'ny maty no hampandrenesanay ny fahalasanan'i
Itompokovavy
Voahangy Rakotonirina
Ny Alakamisy 18 Jiona 2009 tao Antananarivo
Madagascar.
Hoy:
Ny vadiny : Jose Rakotonirina
Ny zanany : Nathalie Rakotonirina
Gauthier Rakotonirina
Itompokovavy, Voahangy Rakotonirina dia anisan'ny
renim-piakaviaviana nifandray sy niara niasa tamim-pitiavana tamin'ireo mpiara
monina
Malagasy teto Washington DC.
Izy koa dia anisan'ireo nafana fo nandray anjara teo amin'ny fiangonana sy ny
Chorale Malagasy teto Washington DC .
Ny fandevenana ny razana dia atao ao Antananarivo Madagascar,
ny Alatsinainy 22 Jiona 2009 izao .
"Ho tahiana anie ny fahatsiarovana azy "
Ity no solon'ny fampandrenesana ho an'ny tapaka sy namana rehetra aty
Amerika Avaratra .
Tsy hananay ny e-mail ny rehetra ka azafady mba hilazao ireo tsy tratra antso
nohon'ny hafenoan-drano be loatra.

![]()
Vaovao : Asabotsy 27 Jiona 2009 manomboka amin'ny 1:00 PM


Fianaran-kira Chorale Fetim-pirenena 2009
Manao ahoana daholo ,
Ny famerenan-kira farany ho antsika Chorale dia atao
ny
Asabotsy 27 Jiona 2009 manomboka amin'ny
1:00 PM
izay atao any amin'ny:
" WESLEY
THEOLOGICAL SEMINARY "
4500 Massachussets Ave NW
Washington, DC 20016
Dia manantena ny fahatongavantsika maro
![]()
Vaovao : Alahady 28 Jiona 2009 manomboka amin'ny 2:30 PM
|
|
Fotoam-pivavahana 28 jiona 2009
|
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
|
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
![]()
http://www.masombahiny.com
Heaven is a gift. Jesus is Lord. Exciting and uplifting web site with many things to ponder!
![]()
